|
|
|
|

Teny iditra1  ahikongona
Singan-teny  2 ahitra, 3 kongona
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 karazan' ahitra misy fofony ohatra ny fofon-kongona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 A grass. Sporobolus sp. Same as merakapaha.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Herbe qui sent la punaise. Espèce de Sporobolus. [1.3#9]
8 (les herbes ainsi dénommées sont censées favoriser la pullulation des kongona ). Ce sont : Leersia hexandra Sw., Rhynchelytrum repens (Willd.) C.E. Hubb. et Sporobolus pyramidalis P. Beauv. (Poaceae).. [Merina] [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09