|
|
|
|

Teny iditra1  ahihina
Fototeny  2 ahiahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  4 en qui on ne peut avoir confiance (pour ahiahiana ). [Tanala] [1.6]
Ohatra  5  ary ny vavanareo ihany no milaza fa misy fahavalo ahihina. [2.587#]
6  Tahaka ny manonofy tsy matory isika, raha ireo no ahihina hoe hisaraka. [2.346#33]
Tsipelina hafa  7 ahiahiana

Fivaditsoratra  8 ahihina, 9 haihina, 10 hany ahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12