|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ahidrano
Singan-teny  2 ahitra, 3 rano
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 anaran-javamaniry eny an-tanimbary fihinam-biby sy vorona [Tsimihety] [1.78#2]
6 ahitra maniry eny an-tanimbary rehefa vita ny vary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 The name of a grass much used as forage. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 herbe qui pousse après la coupe du riz [1.3]
9 (de ahitra = herbe et rano = eau). Herbes poussant dans les rizières et coupées comme fourrage vert après la récolte du riz. Surtout : Echinochloa stagnina (Retz.) P. Beauv., Echinochloa pyramidalis (Lam.) Hitchc. & Chase et Echinochloa crus-galli (L.) P. Beauv. (Poaceae). [1.196]
Voambolana  10  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)14  ahidrano
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 karazan-javamaniry ao anaty rano misy famaitso nefa tsy misy vahatra [1.13]
17 karazan-javamaniry fahita any anaty rano (ranomasina na ranomamy), izay tsisy fakany na lalandranon-kazo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 algue [1.13]
Ohatra  19  Ny fanafangaroana ahidrano amin'ny sakafo ihany koa dia manampy ioda ao anatiny. [2.424#]
Voambolana  20  Haizavamaniry: ahitra
Mpanahaka  21  alga

Fivaditsoratra  22 ahandroy, ahidrano, 23 andarohy, 24 andrahoy, 25 andraiho, 26 androahy, 27 hadi-rano, 28 hodirana, 29 rodahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09