|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ahibahoaka |
| Singan-teny | 2 ahitra, 3 vahoaka |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Anarana enti-milaza ny ravin' ny tsevoka na tenina izay anafoana trano
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 The name of a species of grass.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 les feuilles de glaïeul dont on couvre les cases
[1.3] 8 (de ahitra et vahoaka = peuple). Plante de marécage indéterminée servant à faire des toitures de chaume sans grande solidité. [1.196] |
| Ohatra |
9 Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo
[2.131]
|
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: ahitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|