| Entrée | 1 ahavelomana |
| Radical | 2 velona |
| Partie du discours | 3 verbe relatif |
| Exemples |
4 nefa nomeko setriny lehibe fa tsy vola ihany no antony ahavelomako.
[2.643]
5 fa i Pelasinina izay niraikan'ny lohako, izay ohatry ny namolavola ahy hahazahoako izao kiry mbola ahavelomako izao no hany nahalala ny tapata paky ny tantarako. [2.895] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 9 fotoana ahavelomana |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|