|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  agy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3 méchant, inabordable, renommé par ses charmes, sorcelleries. [1.3]

Teny iditra (2/4)4  agy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Anaran-javamaniry malailay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a shrub with stinging hairs.
8 the name of a climbing plant found among the Sakalava having a pod covered with painfully stinging hairs, which plant is probably a mucuna. Same as tangilotra. Also ipomoea wightu, Choisy.. [Betsileo, Sakalava] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 espèce d'ortie. [1.3]
10 ortie. [1.66]
11 Nom générique des plantes urticantes (voir agilahy).
12 Mucuna axillaris Baker (Fabaceae) et Mucuna horrida Baillon (Fabaceae). On orthographie aussi hagy. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry: ahitra
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 3 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)15  agy
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny anglisy  17 an insect found on the tapia tree. [1.2]
Voambolana  18  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (4/4)19  Agy
Sokajin-teny  20  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  21 Haggi. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  22 Haggi. [2.996]
Voambolana  23  Soratra Masina
Tsipelina hafa  24 hagy, hagy
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  25 Toko sy andininy momba Agy

Fivaditsoratra  26 Agy, agy, 27 Gia, gia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09