|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  afatra
Fototeny  2 fatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Jerena fatra, jerena habe: Afaro amin' ny sotro ny fanafody sotroinao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be measured.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 à mesurer, qu'on mesure, qu'on paie, qu'on fait payer. [1.3]
Ohatra  7  Dia afatra indray ka very sasaka: [2.48]
8  Lanjaina tsara izy ireny na afatra amin'ny kapoaka vao afangaro. [2.117]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)14  afatra
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 kiakiaka. [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  17 a piercing cry. See dradradradra. [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
18  Tsotra :
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  20  Feo

Fivaditsoratra  21 afatra, 22 tafara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02