|
|
|
|

Teny iditra1  afatotra
Fototeny  2 fatotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina mamatotra; afehy: Itỳ tady itỳ afatotra io alika io
5 Fehezina, asiana fatotra (izany hoe mitovy amin' ny fatorana ihany): Afatory ny alikanareo fa manaikitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be bound [1.2, 1.7]
7 to be fettered [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on lie [1.3, 1.8]
9 qu'on attache, ce qui sert à attacher [1.3]
10 qu'on noue [1.8]
Ohatra  11  Tsy afatotra ahoana ialahy no tsy hafatotra. [2.587#]
12  Ny zanak' omby afatotra eo andrefan' ny fisoko - eo andrefan' io no fitotoam-bary. [1.437#]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02