|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afa-tondro maso |
| Singan-teny | 2 afaka, 3 tondro, 4 maso |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 nahavita tsara ny natao ka tsy mahatsiaro menatra na kely aza: Afa-tondro maso isika fa naharesy
[1.1] |
| Tovy hevitra | 7 afa-kenatra |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|