|
|
|
|

Entrée1  afa-jaza
Mots élémentaires  2  afaka, 3  zaza
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  niteraka zaza izay mbola tsy ampy andro ka maty (raha latsaka ny enimbolana an-kibo ilay zaza, dia atao hoe vaky manta no filaza an-dreniny afa-jaza) [1.1]
Explications en anglais  6  Used of abortion or miscarriage. [1.2]
7  having a miscarriage [1.7]
Explications en français  8  ayant avorté [1.8]
Vocabulaire  9  Santé
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot afa-jaza

Mis à jour le 2025/09/12