|
|
|
|

Teny iditra1  adijida-sefo
Singan-teny  2 adiji, 3 sefo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny aspirà izay amboniny sy ny adijidà tsotra ambaniny, mitovy laharana amin' ny maitre voalohany amin' ny tafika an-dranomasina. [1.1]
Voambolana  6  Miaramila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12