|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  Adama
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Adama no lazaina fa voalohan' olona nataon' Andriamanitra sady razan' ny olombelona rehetra... [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  4 Adam [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  5 Adam [2.996]
Voambolana  6  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  7 Toko sy andininy momba Adama

Teny iditra (2/3)8  Adamà
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10 Tanàna ao amin' ny lohasahan' i Jordana "eo anilan' i Zaretana" (Jos. 3. 16); heverina mandrakariva ho Jisr ed-Damieh ankehitriny, eo akaikin' ny fihaonan' ny ony Jordana sy Jaboka, izay nisy tetezana tany aloha. Tokony ho tao no nisy ny lafaoro fanempoan-barahin' i Hirama mpanefy varahin' i Solomona (ampit. 1 Mpanj. 7. 46). [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  11 Admah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  12 Adma [2.996]
Voambolana  13  Soratra Masina
Tovy hevitra  14 adma
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  15 Toko sy andininy momba Adamà

Teny iditra (3/3)16  Adama
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18 Tanàna mimanda tany Naftaly (Jos. 19. 36). [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  19 Adam [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  20 Adâm [2.996]
Voambolana  21  Soratra Masina
Tovy hevitra  22 adoma
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  23 Toko sy andininy momba Adama

Fivaditsoratra  Adamà, Adama

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13