|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 aboaly |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 vitsika, votry
[Bara]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a species of ant
[Sakalava]
[1.2#804] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 nom d'une espèce d'insecte, termite (votry).
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Tovy hevitra | 7 aboalina, votry |
| Kamban-teny rehetra | 8 Maroaboaly |
| Teny iditra (2/2) | 9 aboaly |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 tranom-bitsika
[Taifasy, Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 termitière
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 13 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Fivaditsoratra | aboaly, 14 ibalao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|