|
|
|
|

Teny iditra1  abatoraka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 karazam-bary. [2.558]
Ohatra  4  Vari-vory amin' abatoraka : totoina tsy miray fotsy, ahandroin-tsy miray masaka [2.558]
Voambolana  5  Haizavamaniry: ahitra 6  Toe-karena: fambolena
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 abatoraka, 9 akorataba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02