|
|
|
|

Teny iditra1  abafoka
Fototeny  2 bafoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Avala hitsilailay eo am-pandriana: Aiza no tsy ho kamo i Solo kely? Zavatra abafok' i reniny hatramin' ny valo maraina ny adala lahy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Qu'on laisse se vautrer. [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 abafoka, 11 abofaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12