|
|
|
|

Teny iditra1  aapanapana
Fototeny  2 apanapana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atotototo, avezivezy: Mba ratsy koa Rangahy iny; naapanapany eran' ny birao ity olona ity. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Qu’on fait tâtonner: Aapanapan' ny aizim-be mova tsy ny jamba izahay (L’obscurité nous a fait tâtonner comme des aveugles). [1.3#58]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12