|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  zanakalondrano
Singan-teny  2 zanaka, 3 kalo, 4 rano
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  6 imbécile, niais. [1.3]
Ohatra  7  Nanan-janaka vavitokana, tsy ary ambony, tsy ary ambany, izy, nefa tsy hendrihendry loatra razazavavy, fa zanakalondrano, ka ondranondranana. [2.69#161]

Teny iditra (2/2)8  Zanakalondrano
Singan-teny  9 zanaka, 10 kalo, 11 rano
Sokajin-teny  12  anaram-poko
Fanazavàna teny frantsay  13 nom d'une caste peu civilisée. [1.3]
Voambolana  14  Tantara: firenena
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 zanakalondrano, Zanakalondrano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10