|
|
|
|

Teny iditra1  Zafimbazaha
Singan-teny  2 zafy, 3 vazaha
Sokajin-teny  4  anaram-poko
Ohatra  5  Dia tonga àry Andriamampandry, loholona sy mpanandro avy amin'ny zafimbazaha ao atsimo-atsinanan'Antananarivo, hitsapa toetra azy mirahalahy. [2.298]
Voambolana  6  Tantara: firenena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02