|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 Y ~ y
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tarehintsoratra fahavalo ary zanatsoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy. Raha mamaran-teny nyi dia atao y:Tany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 y represents the same sound as i, but is used at the end of words, and is sounded very lightly
5 in recent editions of the Bible y is used in the body of words taken from the Greek to represent the letter upsilon; thus Egypta (Egypt), Synagoga (Synagogue) [Editor's note: in Protestant Bibles only] [1.75] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 l'y n'est employé qu'à la fin des mots
[1.20] 7 l'y ne s'emploie qu'à la fin des mots [1.104] 8 i et y se substituent l'un à l'autre selon leur position; i se place au commencement, ou au milieu des mots, ou seul, et y se met à la fin. [1.103] |
| Mpanahaka | 9 abidy, 10 i |
| Kamban-teny rehetra | 11 mpampitombo Y |
| Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny abidia |
| Lahatsoratra | 13 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 14 Y
![]() |
| Sokajin-teny | 15 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Singa mivaingana, faha-39 amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 Yttrium.
[3.1] |
| Voambolana | 18 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
19 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|