|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  vorondreo
Singan-teny  2 vorona, 3 reo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin' ny elany; mitaraindraina toa mampalahelo ny feon' ny vorondreo ka heverin' ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 oiseau au cri plaintif. [1.54]
Ohatra  7  koa ny vorondreo no hafaro,
fa sady mitoreo no milaza.
[2.131]
8  Ny biby no mifanaretsaka ao, ny gidro sy ny namany ary ny voron-dia sy vorondreo. [2.895#]
Voambolana  9  Haibiby: vorona
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)11  vorondreo
Singan-teny  12 vorina, 13 reo
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15 (de vorona mis pour vorina : ce qu'on amasse ; et reo ou reoreo : vagissements d'un jeune enfant). Nom donné aux diverses herbes parfumées employées en bains de vapeurs lors des accouchements.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  16  Haizavamaniry

Teny iditra (3/3)17  Vorondreo
Singan-teny  18 vorona, 19 reo
Sokajin-teny  20  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -23.2833333+43.85
Voambolana  21  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  22 vorondreo, Vorondreo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09