|
|
|
|

Entrée (1/4)1  vinany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Vava fidiran' ny renirano amin' ny ony, na ny ony amin' ny ranomasina [1.1]
Explications en anglais  4  the confluence of two rivers; the estuary of a river at a lake or at the sea [1.7]
Explications en français  5  confluent de deux rivières; embouchure ou estuaire d'un fleuve [1.8]
Tous les mots composés  6  16 combinaisons de vinany
Vocabulaire  7  Géographie: (en général)

Entrée (2/4)8  vinany
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  Eritreritra na tsindrimandry amin' ny mbola ho avy, tombantombana eo ho eo: Vinany ara-keviny fotsiny ante no ilazako izany e!
Nofinofy sy hevi-dravina kitoatoa na anjoanjo: Ialahy ity koa dia manao vinany mihitsy!
Zavatra na teti-dratsy, hasomparana: Tandremo sao manao vinany aty aminay aty a!) [1.1]
Explications en anglais  11  a guess, a conjecture; a prediction [1.7]
Explications en français  12  conjecture; prédiction [1.3, 1.8]
13  divination, prophétie
action d'estimer, de calculer peu à près [1.3]
Exemples  14  Tsy dia fantatro tsara akory izay nolazainy, fa araka ny vinaniko dia toa izany no nataony [2.471]
Morphologie 
15  Simple :
16  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Vocabulaire  32  Philosophie

Entrée (3/4)33  vinany
Radical  34  vina
Partie du discours  35  nom vina et pronom
Explications en anglais  36  its probability [3.1]
Explications en français  37  sa probabilité [3.1]

Entrée (4/4)38  Vinany
Mots élémentaires  39  vinany
Partie du discours  40  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Vocabulaire  41  Géographie: agglomérations

Anagrammes  42 Niniva, 43 vaniny, 44 vinany, Vinany

Mis à jour le 2025/09/19