|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vato mitsangana |
| Singan-teny | 2 vato, 3 mitsangana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 vato fahatsiarovana; vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6 vatolahy |
| Teny iditra (2/2) | 7 Vatomitsangana |
| Singan-teny | 8 vato, 9 tsangana |
| Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fangi-bolantany | -20.15+47.55 |
| Voambolana | 11 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 12 vato mitsangana, Vatomitsangana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|