|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vatomasina
Singan-teny  2 vato, 3 masina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Sehatra boribory sy avo, voafaritra amin' ny vato, natokana hikabarian' ny Andriamanjaka fahizay. [1.1]

Teny iditra (2/2)6  Vatomasina
Singan-teny  7 vato, 8 masina
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -21.7666667+48.0833333
Voambolana  10  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  11 vatomasina, Vatomasina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09