|
|
|
|

Teny iditra1  Tsiarondahy
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny lehilahy amin' ny mpanompon' ny mpanjaka, izay zary foko iray mihitsy.
4 Lehilahy menakelin' ny mpanjaka fahizay. [1.1]
Ohatra  5  Ary tsiarondahy, tsy mitondra hetra izy, omen' andriana ambolena sy ilevenana, izany no azy. [2.48]
Voambolana  6  Tantara: firenena
Mpanahaka  7  tsiarombavy, 8  tsiarombavy
Teny nalaina  9  Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02