|
|
|
|

Teny iditra1  Tsiarombavy
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny vehivavy amin' ny mpanompon' ny mpanjaka fahiny izay niforona ho toy ny foko iray mihitsy. [1.1]
Ohatra  4  Ato ny Mainty telo toko, ny tsiarombavy, ny Manendilahy, ny fananan' ny Manisotra; [2.857#]
Voambolana  5  Tantara: firenena
Mpanahaka  6  tsiarondahy, 7  tsiarondahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02