|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  trafon' omby
Singan-teny  2 trafo, 3 omby
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilay mivohitra eo an-tsoroky ny omby. [1.1]

Teny iditra (2/2)6  Trafonomby
Singan-teny  7 trafo, 8 omby
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -19.9333333+47.5166667
Voambolana  10  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  11 Trafonomby, trafon' omby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10