|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tesaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fisaka sady marivo aty. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 plat, peu profond, comme une assiate plate. [1.3#699]

Teny iditra (2/2)5  Tesaka
Sokajin-teny  6  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  7 jereo Taisaka. [0]
Voambolana  8  Tantara: firenena

Fivaditsoratra  9 akatse, 10 aketsa, 11 atseka, 12 etsaka, 13 Tesaka, tesaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10