|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  taratra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fitaratra. [Bezanozano, Sihanaka] [1.78]
4 Hazavana alefana zavatra miantefa amin' ny rano na fitaratra: Manimba maso ny taratry ny masoandro ao anaty rano raha mandeha lava amin' ny lakana.
5 Hazavana mihalohalo na miserana kely: Mahafinaritra izany tara-bolana aty anaty hazo.
6 Fijerena zavatra maninteraka lamba na fitaratra na amin' ny elakelaky ny rantsantanana.
7 Fanarangaranana na fitsikilovana izay atao miafinafina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 a beam of light; a reflection. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 rayon de lumière; lumière réfléchie. [1.8]
10 radiation, irradiation, reflet. [1.13]
Ohatra  11  Hita taratra amin' ny fihetsiny ny haalinan-tsain' I Saonina. [2.470]
12  Iny fiara iray nandefa taratra mahery vaika no nitsilo ny fidolany. [2.529]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  23  Fizìka
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 5 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)25  taratra
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny frantsay  27 (mis pour ataratra : abat-jour ; tout ce qui filtre les rayons du soleil). Suivant les régions les Sakalava prononcent souvent taratse ou taratsy, ce qui a donné lieu à plusieurs graphies, que nous ne reproduirons pas. Phoenix reclinata var. madagascariensis Becc. (Arecaceae). Espèce voisine du dattier. Mais le fruit à pulpe très mince est loin d'avoir la même valeur alimentaire. Le bourgeon terminal est un bon chou palmiste. Les segments des feuilles sont souvent utilisés en sparterie, notamment pour faire des parasols et les abats jour, d'où le nom malgache.. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  28  Haizavamaniry
Tsipelina hafa  29 taratse, taratsy
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)30  Taratra
Singan-teny  31 taratra
Sokajin-teny  32  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  33 Ratsifandrihamanana Clarisse
Mpanonta printy 

Teny iditra (4/4)35  Taratra
Sokajin-teny  36  anarana (gazety)
Voambolana  37  Mpanonta printy, gazety
Mpanoratra  38 
Mpanonta printy 
Sombiny  2,10 metatra i Ikopa eo Bevomanga, 4 metatra ny refy fanairana milaza loza eo. Ny orana tsy niato hatramin' ny asabotsy alina sy omaly tontolo andro nentin' ny rivodoza Ivan no nitarika izany. 0, 77 m ny haavon' Ikopa eo Anosizato. Niakatra 0, 44 m izy tao anatin' ny 24 ora ary mbola hiakatra hatrany. Tsy ho tratra anefa ny 3 m refy fanairana milaza loza manambana eo Anosizato. 2, 10 m i Ikopa eo Bevomanga, 4 m ny refy fanairana milaza loza eo. 1247, 40 metratra i Mamba eo Ambohidrao. Mbola tsy vita ny asa fanarenana ny lalana tamin' ny fandalovan' ny rivodoza Fame farany teo Hatramin'izao aza, mbola sarotra ny fandidiana, tsy azo atao mihitsy ny mivoaboaka ny toby ipetrahan'ny miaramila satria miandry kendritohina ireo mpikomy sy ny tafiky ny fanjakana sodane Fiara Mazda iray avy aty Antananarivo no nifandona tamin'ny kamiaobe iray avy any Antsirabe. Mafy ny fifandonana ! Na ry zareo mpioko mifahatra ao amin'ny Bani, na ny avy eny amin'ny fibaikoana ao amin'ny Etamazaoro anefa dia samy nilaza fa tsy vahaolana ny fandatsahan-dra. Hanohy ny fifampiraharahana indray ry zareo anio. Ankoatra ireo miaramila, misy sivily roa koa voarohirohy amin'ity raharaha ity, raha ny fanazavana azo avy amin'ny fikambanana Av7 ivondronan'ireo niharam-boina tamin'iny zava-nitranga iny.
2008/02/18
40 
2008/02/21
41 
2008/03/12
42 
2008/04/04
43 
2010/11/21
44 
2011/02/07
45 

Fivaditsoratra  46 Taratra, taratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09