|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  taniravo
Singan-teny  2 tany, 3 ravo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 tanimanga, tany mora. [Taisaka] [1.78]
6 tany fotsifotsy ampiasaina handalorana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [tany ravo] 7 white earth, whitening. It consists of decayed felspar, and is a kind of kaolin. [1.2]
8 chalk. [1.42]
Fanazavàna teny frantsay  9 terre blanche qui sert à blanchir les maisons et qu'on met parfois sur le front ou ailleurs par superstition. [1.3]
Ohatra  10  Voanjo, ny voa ny totoina endasina, asiana taniravo, dia atentina amy ny kifongo. [2.48]
11  toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony [2.470]
Voambolana  12  Haibolantany

Teny iditra (2/2)13  Taniravo
Singan-teny  14 tany, 15 ravo
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  17  Zanaharitsimandry, any avaratr' Ambohibemasoandro an-koatra kely, any taniravo amy ny Mandiavato [2.48]
Fangi-bolantany 
Voambolana  18  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  19 avitrano, 20 Taniravo, taniravo, 21 tavy rano, 22 toravina, 23 variñato, 24 voaranty

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10