|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tahana |
| Fototeny | 2 taha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny vadibe nomena taha: Notahan-dRakoto Rasoa dia nampakatra bodokely indray ny anao lahy
5 Enti-milaza ny renirano nandatsahana vola mba ho tafita soa aman-tsara ny tena [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 10 Tahana |
| Sokajin-teny | 11 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Tahana
[2.996] 13 Randzavola: Tahana amin' ny Baiboly [1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 Tahan
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 Tahân
[2.996] |
| Voambolana | 16 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 17 tehena |
| Teny iditra (3/3) | 18 Tahana |
| Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 Tahan
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 Tahân
[2.996] |
| Voambolana | 22 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 23 tehena |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 24 Toko sy andininy momba Tahana |
| Fivaditsoratra | 25 ahanta, 26 antaha, 27 hataña, 28 Nahata, Tahana, tahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/23 |
|