|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  seva
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana hafa ilazana ny toaka [1.1]
Ohatra  4  Mitady seva izy nefa tsy misy eto an-tanàna. [2.472]
Kamban-teny rehetra  5  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)7  seva
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Anaran-kazo madinika izay nampiasain'ny olona ho toy ny savony hanasandamba ny raviny taloha ary mbola ampiasain'ny olona eny ambanivohitra ho fanasam-bilia ankehitriny: Ravin-tseva [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 (nom ancien, d'origine malaise relevé par Flacourt et tous les auteurs anciens). Nom donné aux plantes qu'on fait brûler et à partir des cendres desquelles on prépare un sel utilisé en cuisine (Voir sira, sirahazo). Suivant les régions, ce sont surtout :
11 (Merina, Betsimisaraka, Betsileo) Buddleja axillaris Willd. ex Roem. & Schult. (Scrophulariaceae). Voir aussi sevagasy.
12 (Sihanaka, Merina, Bezanozano, Sakalava, bara, Taifasy, Tanosy, Mahafaly) Buddleja madagascariensis Lam. (Scrophulariaceae). Commerson l'appelle « Vigne malgache » et note que les fruits sont très recherchés pour faire une sorte de vin. Les feuilles sont utilisées fraîches, en raison de leur odeur forte, pour nettoyer les parquets. Les fleurs sont mellifères. L'espèce est souvent répandue par l'homme et respectée autour des villages ; Voir aussi sevalahy.
13 (Sakalava) Rinorea arborea f.occidentalis H.Perrier (Violaceae) Nom Illeg.; réf. Humbert 19 140. [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry: hazo
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 2 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/4)19  Seva
Sokajin-teny  20  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  21 Randzavola: Seva amin' ny Baiboly [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  22 Sheva [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  23 Shiya [2.996]
Voambolana  24  Soratra Masina

Teny iditra (4/4)25  Sevà
Sokajin-teny  26  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  27 Sceva [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  28 Scéva [2.996]
Voambolana  29  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  30 Toko sy andininy momba Sevà

Fivaditsoratra  31 Save, seva, Seva, Sevà

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13