| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/5) | 1 saba | 
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
3 se hâter, s'empresser: Saba ty fia reo lafa mahita ty aofa eñe (Les poissons se précipitent quand ils voient l’appât) [Vezo]
 [1.68] | 
| Sampanteny | 
  | 
| Teny iditra (2/5) | 6 saba | 
| Sokajin-teny | 7 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
8 vilany vy fandrahoam-bary [Tanala]
 [1.78] 9 Vilany be vava boribory fandrahoana vary [1.1]  | 
| Teny iditra (3/5) | 10 saba | 
| Sokajin-teny | 11 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
12 varahina, firaka [Taisaka]
 [1.78] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
13 cuivre [Taisaka]
 [1.82] 14 bronze, cuivre: Sajoa saba (Cruche en cuivre) [Vezo] [1.68] 15 alliage de cuivre [1.13]  | 
| Voambolana | 16 Simia | 
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 2 amin' io teny io | 
| Teny iditra (4/5) | 18 Saba
    ![]()  | 
| Sokajin-teny | 19 anarana | 
| Voambolana | 20 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa | 
| Anaram-javamaniry ara-paritra | 
  | 
| Teny iditra (5/5) | 22 Sabà | 
| Sokajin-teny | 23 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
24 Sheba [2.996] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
25 Sheba [2.996] | 
| Ohatra | 
26 nanantena azy ny mpandeha avy any saba.
[2.996] 
 | 
| Voambolana | 27 Soratra Masina | 
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 28Toko sy andininy momba Sabà | 
| Lahatsoratra | 29Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sabà | 
| Fivaditsoratra | 30 Basa, 31 saba, Sabà | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 | 
 |