Entrée | 1 Razafiniaina Charlotte |
Mots élémentaires | 2 Razafiniaina, 3 Charlotte |
Partie du discours | 4 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
Explications en malgache |
5 Charlotte Razafiniaina, teraka tamin'ny 1894, dia mpanoratra fanta-daza tamin'ireo diam-peniny maro be tsy tambo isaina nisahana sampana maro: poezia, tononkalo, teatra, fa indrindra hainteny sy tantara foronina. Ny azo lazaina ho toetra mampiavaka ny soratr'i Charlotte Razafiniaina dia ny fitanana ny nentin-dRazana - tsy fitanana fe fitanana fotsiny fa tena fifikirana mihitsy [2.314] |
Vocabulaire | 6 Histoire: personnages 7 Littérature: auteurs |
Ouvrages littéraires |
8 Eva malagasy 9 Mongon' entana tsy zanaky ny heriny 10 Sahondran' i Mamolakazo 11 Zahatra arendrintompo 12 1909 Ny tantaran' ilay savomanitra 13 1909 Ny tiana tsy mba zaraina 14 1917 Rota sy Naomy 15 1938/09/16 Ny rivotra an-kadilanana 16 1951/03/02 Ny fiaraha-monina 17 1958 Lamby nefa tsy rota : Tranainy nefa tsy simba |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |