| Entrée | 1 Ratompokolahy |
| Mots élémentaires | 2 ra-, 3 tompoko, 4 lahy |
| Partie du discours | 5 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
| Explications en malgache |
6 teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1] |
| Explications en français |
7 feu [1.66, 1.5] 8 le défunt, le regretté [1.5] |
| Exemples |
9 ary Ingahy (ratompokolahy raiko) tsy nanambady intsony mandra-pahafatiny rahefa maty teo am-piterahana ahy ny reniko.
[2.643]
10 Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " ratompokolahy " na " Ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana. [2.296] |
| Vocabulaire | 11 Etiquette |
| Synonymes | 12 itompokolahy, itompokolahy, itompokolahy |
| Antonymes | 13 ratompokovavy |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|