|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ranomainty
Mots élémentaires  2  rano, 3  mainty
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Rano fanoratana amin' ny taratasy, izay misy lokony samihafa ka ny mainty dia atao fotsiny hoe ranomainty, fa ny hafa kosa dia ampiana ny anaran-dokony avy; ranomainty manga, ranomainty mena [1.1]
Explications en anglais  6  Ink, black ink, blacking. [1.2]
7  ink [1.7]
Explications en français  8  encre [1.8]
Exemples  9  Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra. [2.324]
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)12  Ranomainty
Mots élémentaires  13  rano, 14  mainty
Partie du discours  15  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Exemples  16  Ary dia niainga ny andriana nony vita ny lokan' ady, nipaka any ranomainty sy Maharivo ny vahoaka. [2.48]
Vocabulaire  17  Géographie: agglomérations

Anagrammes  18 imontirana, 19 Maintirano, 20 miotrinana, 21 Ranomainty, ranomainty

Mis à jour le 2025/09/19