|
|
|
|

Teny iditra1  Rakelimalaza
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  3 see Kelimalaza. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4 voir Kelimalaza. [1.196]
Ohatra  5  Koa raha tsy hajaina intsony rakelimalaza dia tsy hohajaina intsony koa ny Fanjakana sy ny Mpanjaka. [2.508#]
6  Nasainy nodorana avokoa, ny sampy rehetra amy ny fanjakany, rakelimalaza Ramahavaly, izay sampin'ny Andriamanjaka teo aloha; [2.59#]
Voambolana  7  Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12