|
|
|
|

Teny iditra1  Rafanoharana
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Rafanoharana (1901-1951) (Bolespara). [3.1]
4 Rafanoharana - na Bolespara eo amin' ny lanitry ny literatiora - dia mpanoratra sy poety fanta-daza efa anisan'ny zokinjokiny fa teraka tamin' ny 1901. Izany dia manambara avy hatrany fa anisan' ireo poety malagasy taloha noheverina ho nandraikitra ny filamatry ny poezia teto izy.. [2.314]
Fanazavàna teny frantsay  5 Né a Ambositra, il est élevé par sa grand-mère qui lui inculque l'amour des histoires et de la littérature malgache. Il poursuit ses études dans les écoles protestantes, il y enseigne puit devient comptable dans différents établissements de 1925 à 1951. Il est ami avec d'autres poètes, Rabearivelo, Ny Avana, Jean Narivony, et, en 1931, cherche à créer des associations d'écrivains ressemblant à l'Académie Malgache. Il écrit lui-même des nouvelles et de la poésie dans les journaux, et reçoit le deuxième Prix des Belles-Lettres en 1932 pour son roman Ilay veromanitra.. [1.59]
Voambolana  6  Tantara: olona 7  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  8  Ilay ony
9  Manjombonjombona
10  Ny Fanandratan-tena
11  Tsy tanim-pahoriana
12  1977 Ilay Veromanitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12