|
|
|
|

Teny iditra1  Oryza    
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  Ny voan' ny Vary (oryza sativa)t Varimbazaha (Triticum rithjare), Katsaha (Zea Mais)t Ampemba, ete. [1.357#]
Voambolana  4  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Oryza longistaminata  5 behatoka, 6 jama, 7 varijao, 8 varinandrianahary
Oryza sativa  9 akotrim-bary, 10 akotry, 11 angeka, 12 boritika, 13 botri-vaventy, 14 fampitanana, 15 kalila, 16 karaokana, 17 kelimidina, 18 ketsa, 19 kiriminy, 20 kiritika, 21 kofobare, 22 lambam-bary, 23 lantsidahy, 24 loahambitro, 25 maintisomotra, 26 mazy, 27 rojo, 28 tsipala, 29 vary

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/20