|
|
|
|

Teny iditra1  akotry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Voam-bary tsy voatoto; ny vary tsy afa-kodiny: Be akotry izany vary izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 rice in the husk, paddy rice. [1.2]
5 paddy or unhulled rice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 riz en cosse, paddy [1.8]
7 Grain de riz, Oryza sativa L. (Poaceae), encore enveloppé de ses glumes ; "paddy".
8 Voir vary [1.196]
Ohatra  9  Nitondra vary akotry avy any aminy avy ny olona. [2.472]
Voambolana  10  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 6 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  akotry, 14 ikotra, 15 itroka, 16 karoty, 17 kitrao, 18 Korita, 19 kotria, 20 okitra, 21 otrika, 22 rotika, 23 tiorka, 24 trioka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17