|
|
|
|

Entrée (1/2)1  maniry
Radical  2  iry
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [mañiry] mitsiriritra: Mañiry mañitre dia koa kivahe miambojon-daro (mitsiriritra ny manitra toa alika miambozon-koditra) [Tanala] [1.78]
5  Mitady hahazo, mitady ho: Maniry an' io toerana io mafy Rakoto ~ Maniry ny ho sakaizanao izy
Mitsiriritra: Aza maniry fananan' olona, hoy Andriamanitra ao amin' ny didy fahafolo [1.1]
Explications en anglais  6  to wish for, to desire [1.7]
Explications en français  7  désirer, convoiter [1.8]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Tous les mots composés  12  5 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  13  Emotions
Analogues  14  mitady, mangirika, mandritika, mikatsaka, miharana, mangetaheta mitsiriritra, milendalenda, mitelin-drora, milela-tanana, mitomany, mibidibidy, mirary
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)16  maniry
Radical  17  tsiry
Partie du discours  18  verbe actif
Explications en malgache  19  Ilazana ny voa izay alevina ao anaty tany ka velona misy aina ary mitombo ho azy irery ao: Maniry sahady ilay namboleko / Maniry ny volombavako
Mitsimoka: Maniry daholo ny hazo amin' ny lohataona
Mitombo: Maniry marina ny tsy fisian' asa amin' izao andro izao [1.1]
Explications en anglais  20  to sprout, to grow [1.7]
Explications en français  21  pousser, croître [1.8]
Morphologie 
22  Présent :
23  Passé :
24  Futur :
25  Impératif :
Tous les mots composés  26  3 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  27  Botanique: (en général)
Proverbes  28  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  29 maniry, 30 mariny, 31 miriña

Mis à jour le 2025/10/08