Entrée (1/2) | 1 manery |
Radical | 2 tery |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mamotsitra, manapotsitra: Manery voaloboka Mangeja, mangehy: Manery ahy itý kiraro ity izany Mamoritra: Manery ny fahavalo; manery ny tsy fahampiana Mamozona, manao an-terisetra, an-terivozona: Tsy nisy nanery anareo hivady akory fa sitraponareo ihany ny hivady [1.1] |
Explications en anglais |
5 to press, to compell [1.7] |
Explications en français |
6 presser; forcer [1.8] |
Exemples |
7 manery anefa ny fahoriana, ka nandeha ihany izy teto na tsy narisika aza.
[2.472]
|
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 12 Manery |
Partie du discours | 13 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Explications en français |
14 tout petit fleuve du canton de Mantalaky (Fort-Dauphin) [1.11] |
Vocabulaire | 15 Géographie: rivières, lacs |
Anagrammes | 16 Manery, manery, 17 mareñy, 18 marine, 19 Merina, 20 mirena |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |