|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  manandra
Fototeny  2 tandra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manongotra amin' ny tandra. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  9 tsimanandramadinika

Teny iditra (2/5)10  manandrà
Fototeny  11 tandra
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manandra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra (3/5)13  manandra
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 midio, manohitra ny ratsy vita. [Bara] [1.78]

Teny iditra (4/5)16  manandra
Fototeny  17 tandra
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  19 manome. [Bara] [1.78]
20 Manao fanomezana ho an' ny zaza iray mbola tsy teraka na zaza marary mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy. [1.1]

Teny iditra (5/5)21  Manandra
Sokajin-teny  22  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  23 rivière de la préfecture de Tamatave. [1.11]
Voambolana  24  Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  25 manandra, Manandra, manandrà, 26 mandràña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10