|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahitsy
Fototeny  2 hitsy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy meloka: Efa mahitsy ny tananao fa tsy tahaka ny tamin' ny nahapotrahanao.
5 Tsy miolokolika, tora-tady: Manaraha an' iny lala-mahitsy iny.
6 Tsy misy diso: Efa mahitsy ny fitenin' itỳ zaza itỳ. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 straight, correct. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 droit, être droit, direct, sans détour, juste, exact, correct: Mahitsy io làlana io (Ce chemin est droit, direct) ~ Mahitsy ny fiteniny (Son langage est correct). [1.3#253]
9 droit, correct. [1.8]
Ohatra  10  Satria, mahitsy ka mety hanafintohina. [2.245#119]
11  Na indray mandeha aza, hoy izy nijery ahy mahitsy. [2.5#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tohi-kevitra  13 meloka
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 32 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)16  Mahitsy
Singan-teny  17 mahitsy, 18 hitsy
Sokajin-teny  19  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -18.7333333+47.3333333|-18.8+47.1666667|-23.1666667+47.4166667
Voambolana  20  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  21 mahitsy, Mahitsy, 22 mihatsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10