|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mahavaly |
| Fototeny | 2 valy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 qui peut répondre, rendre la pareille.
[1.3] |
| Ohatra |
5 Koa mahavaly tanteraka ny fitondrantena koa ve ny tody?
[2.296#72]
6 Fa Ilaidama, hono hoe, Andriana mahavaly fitia toa an' Imboasalama. [2.528#39] |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 9 mahavaly |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 (nom relevé par Hugon en 1818). Même étymologie que mahavalia « Arbre dont les feuilles viennent six par six par bouquets elles sont cordiales et sentent bon » (Hugon). Non retrouvé..
[Tanosy]
[1.196] |
| Voambolana | 12 Haizavamaniry |
| Teny iditra (3/3) | 13 Mahavaly |
| Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[ramahavaly]
[1.2] 15 The name of one of the old idols.. [Ramahavaly] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[ramahavaly]
[1.3] 16 idole célèbre du pays (autrefois); le dieu des serpents, qui envoyait les serpents. [Ramahavaly] 17 nom d'une idole honorée comme fétiche national sous l'ancien royaume hova, à l'égal d'Ikelimalaza, Rafantaka, Imanjakatsiroa. Ce fétiche royal, qu'on portait à la guerre, était réputé pouvoir défendre contre le sort ou les maléfices jetés par l'ennemi, d'où son nom qui signifie "qui peut donner la réplique". Il fut détruit par le feu à Ambohitany le 9 septembre 1869 sur les ordres de Ranavalona II.. [1.11] 18 (« Celle qui peut répondre » ou « rendre la pareille »). Une des principales idoles royales. Voir Tantaran'ny Andriana vol. 1er, p. 333-335 (Tananarive, 1974). Les serpents étaient ses animaux familiers. Son mpitahiry vendait les ody ou talismans contre les crocodiles.. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
19 tsy tia' ny Kelimalaza sy mahavaly
[2.48]
|
| Voambolana | 20 Finoana |
| Tsipelina hafa | 21 ramahavaly, ramahavaly |
| Teny nalaina | 22 Soratra misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
23 Ny sampy taloha |
| Fivaditsoratra | 24 mahavaly, Mahavaly, 25 mihalava |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|