|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahagaga
Fototeny  2 gaga
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahatonga ho gaga, mahavariana, mahatalanjona: Mahagaga ny fahaizan' ny olombelona fa tongany hatreny amin' ny volana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 wonderful.
6 to produce wonder, to make astonished. [1.2]
7 astounding.
8 to astound. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 admirable, étonnant, surprenant: Nahagaga ahy ny hasahiany (Son audace m'a étonné). [1.3]
10 qui étonne, surprenant. [1.8]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
Mpanahaka  14  igagana, 15  ihorehana, 16  ikoizana, 17  mahakepoka, 18  mahasondriana, 19  mahatalanjona, 20  mahavakyvava, 21  mahavariana, 22  mahazendana, 23  mampiaikyvolana, 24  mampidagaga, 25  mampidogaga, 26  mampidonaka, 27  mampikoy, 28  mampitampimbava, 29  mampitanaka, 30  mampitokaka, 31  mampitolagaga, 32  mampitonaka, 33  mampivanaka
Kamban-teny rehetra  34 Ambohimahagaga
Ohabolana  35  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)36  Mahagaga
Singan-teny  37 maha~, 38 gaga
Sokajin-teny  39  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -12.4166667+49.35|-12.75+48.9666667
Voambolana  40  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  41 Mahagaga, mahagaga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10