|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  madiorano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 (de madio : action de purifier, et rano : eau substitué à urine par politesse) Saldinia proboscidea Hochr. (Rubiaceae) réf. Service Forestier 721. On fait prendre la tisane des racines dans les séquelles des accès de paludisme, surtout quand les urines sont troubles.. [Bezanozano] [1.196]
Voambolana  4  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)5  Madiorano
Singan-teny  6 madio, 7 rano
Sokajin-teny  8  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -15.8833333+49.4|-17.1833333+49.1|-17.8166667+47.8333333|-18.6333333+47.3833333
Voambolana  9  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  10 madiorano, Madiorano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09