|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mañalady
Radical  2  malady
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  manafaingana [Bezanozano] [1.78]
Exemples  5  Avy manalady ilay diso, na ny fianakaviany. [2.508#]
6  Raha voaporitra hanao izany dia manalady fatratra ery. [2.285#]
Tous les mots composés  7  manalady alahelo

Entrée (2/2)8  manalady
Radical  9  halady
Partie du discours  10  verbe actif
Explications en malgache  11  [mañalady] miala tsiny [Bezanozano] [1.78]
12  Miala tsiny: Ndeha manalady azy ianao (ndeha miala tsiny aminy ianao)
Mitsapa alahelo, mamangy amin' ny fahoriana: Avy manalady anareo, tompoko [1.1]
Explications en anglais  13  to apologize, to excuse one's self. This word is often used in requesting persons to withdraw. [1.2]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :
Tous les mots composés  18  manalady misy
Proverbes  19  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  20 madilana, 21 mañalady, manalady, 22 mandalia

Mis à jour le 2025/10/09