|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  loharano
Singan-teny  2 loha, 3 rano
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano.
6 Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a spring of water. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 source. [1.8]
Ohatra  9  ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy [2.48]
Kamban-teny rehetra  10 loharano tsy mety ritra
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/6)12  Loharano
Zana-dohateny  13  T7
Sokajin-teny  14  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  15  Fianarana
Mpanoratra  16 Rabemiza Basile, Randrianasolo Joseph Labre, Rakotonjanahary Benoît, Randriambololona André, Razanamanana Marie Jeanne, Randrianirinasoa Jean Hippolyte
Mpanonta printy  17  Analamahitsy. 1996. Haavony: 22cm. Ambainy: 15cm. Takila: 191.

Teny iditra (3/6)18  Loharano
Zana-dohateny  19  T8
Sokajin-teny  20  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  21  Fianarana
Mpanoratra  22 Rakotonjanahary Benoît, Randrianasolo Joseph Labre, Razanamanana Marie Jeanne, Rabemiza Basile, Randrianirinasoa Jean Hippolyte, Randriambololona André, Ralambozafy Jean
Mpanonta printy  23  Fianarantsoa. 1987. Haavony: 22cm. Ambainy: 15cm. Takila: 192.

Teny iditra (4/6)24  Loharano
Zana-dohateny  25  T9
Sokajin-teny  26  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  27  Fianarana
Mpanoratra  28 Randriambololona André, Rabenandrasana Alfred, Randrianasolo Joseph Labre, Rafaralahimboa Henriette, Ralambozafy Jean, Rakotonjanahary Benoît, Rabemiza Basile
Mpanonta printy  29  Fianarantsoa. 1988. Haavony: 22cm. Ambainy: 15cm. Takila: 152.

Teny iditra (5/6)30  Loharano
Singan-teny  31 loha, 32 rano
Sokajin-teny  33  anarana (gazety)
Voambolana  34  Mpanonta printy, gazety
Mpanoratra  35 Andrianjafitrimo Edouard

Teny iditra (6/6)36  Loharano
Singan-teny  37 loha, 38 rano
Sokajin-teny  39  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -21.95+48.1|-22.6166667+47.8666667|-24.7166667+46.8833333|-25.0833333+46.8166667
Voambolana  40  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  41 horoñala, 42 Loharano, loharano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09