|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  lakato
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 lavabato. [Tambahoaka] [1.78]
4 lavabato, zohy. [Taisaka, Bara] [1.78]
5 zohy, lava-bato: ao tsy ao dia koa ny an-dakato (tsy dia ao matetika toy ny kary an-davabato). [Tanala] [1.78]
6 Zohy eny antenatenan-kavoana. [Bara] [1.1]
7 zohy. [Betsimisaraka, Merina, Sakalava] [1.1]
8 zohy na lava-bato lehibe azo onenana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9 caverne. [1.13]
Ohatra  10  lakato vita nanahary izy io ary maina tsara. [2.643#]
11  Ny lakato nanjary trano ahitra, io nanjary trano tany. [2.245#]
Kamban-teny rehetra  12 lakatom-bava

Teny iditra (2/5)13  lakato
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny anglisy  15 a clapping board. [1.2]

Teny iditra (3/5)16  lakato
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Ampinga fisapisaka mifono hoditr' omby: Ianareo no ampinga tsy laitran' ny bala sy lakato efitry ny lefona (Andrianampoinimerina). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 espèce de grand bouclier. [1.3#374]

Teny iditra (4/5)20  lakato
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny frantsay  22 (sens général : nom d'une sorte de bouclier que portaient les guerriers armés de lances). Nom d'un arbre indéterminé (une Rubiacée d'après de Firaketana Malagasy) de la forêt des pentes orientales. Son bois, facile à travailler, servait à tailler les grands boucliers. Il a donné son nom au village de Lakato, sous préfecture d'Anosibe du Mangoro.. [Bezanozano, Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  23  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  24 Lakato

Teny iditra (5/5)25  Lakato
Singan-teny  26 lakato
Sokajin-teny  27  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -19.1833333+48.4333333
Voambolana  28  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  29 Lakato, lakato, 30 lotaka, 31 takalo, 32 tolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10