|
|
|
|

Teny iditra1  Krismasy
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Fety lehibe ho an' ny kristianina, natao ho fahatsiarovana ny nahaterahan' i Kristy, ary naraikitra ho amin' ny faha-25 n' ny volana Desambra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 Christmas. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 la Noël. [1.3]
6 Noël. [1.8]
Voambolana  7  Fivavahana
Tovy hevitra  8 noely
Mpanahaka  9  noely, 10  paka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12